MANDRITSARA

Naolan’ilay mpamahana kisoa ny zanaky ny mpampiasa azy


  • Talata 06 Febroary 2024

Rangahy iray efa 40 taona no fantatra fa nanolana zazavavy kely iray vao 11 taona

tany amin’ny distrikan’i Mandritsara. Raha araka ny fantatra dia mpamahan+a ny kisoan'izy ireo ihany ity lehilahy nahavanon-doza ity. Nidirany tao an-trano ilay zaza ka nanamparany ny filan-dratsiny raha sendra tsy teo ny Ray aman-dReniny fa nivoaka kely.Nitantara ny zavatra nahazo azy tamin-dReniny ilay zaza taorian’izany raha vantany vao tonga ireto farany. Efa voasambotra moa ity lehilahy ity ary niaiky ny heloka vitany ka natolotra ny fampanoavana omaly ary naiditra am-ponja vonjimaika. Mikasika izay fanolanana izay moa dia fantatra fa tranga miisa 12 no 𝙣𝙞𝙖𝙠𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙩𝙚𝙤 𝙖𝙣𝙞𝙫𝙤𝙣’𝙣𝙮 𝙛𝙞𝙩𝙨𝙖𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙖𝙢𝙗𝙖𝙧𝙖𝙩𝙤𝙣𝙜𝙖 𝙫𝙤𝙖𝙡𝙤𝙝𝙖𝙣𝙮 𝙖𝙤 𝙈𝙖𝙣𝙖𝙣𝙟𝙖𝙧𝙮 𝙣𝙖𝙣𝙙𝙧𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙣𝙮 𝙫𝙤𝙡𝙖𝙣𝙖 𝙟𝙖𝙣𝙤𝙖𝙧𝙮 lasa 𝙩𝙚𝙤. Zazavavy kely 3 hatramin'ny 16 taona ny ankamaroan’izy ireo.
Pati
Legende : Ity ilay mpamahana kisoa nahavanon-doza efa makamaka aina any am-ponja !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT