Actualités

Mananara Avaratra Sarona ny bolabola 2 hetsy taonina


  • Alatsinainy 15 Septambra 2014

Nanao bemidina tany Mananara Avaratra ny sabotsy teo ny minisitra efatra ao anatin’ny governemanta,

nahitana an-dRamparany Anthelme (Tontolo iainana), Ramanantenasoa Noeline (Fitsarana), jeneraly Rakotozafy Dominique (Foloalindahy) ary ny jeneraly Paza Didier (Zandarimaria). Nisy bolabolan’andramena miisa 2 000 eo, milanja 2 hetsy taonina any ho any, nalaina avy amina toerana telo samihafa any anaty ala arovana no saron’izy ireo nandritra izao dia izao. Olona iray no fantatra hatreto fa voasambotra ary misy dimy karohina.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT