Manakara

Tapaka ny tetezana mampitohy an’i Tanakidy-Ampilao


  • Alatsinainy 07 Oktobra 2024

Tapaka omaly alahady ny tetezana mampitohy ny fokontany Tanakidy sy Ampilao any Manankara.

Tsy fantatra na nihoatra ny vesatran'ity kamio, nanampy tsotraka koa ny fahanteran'ny fotodrafitrasa, tranga niseho tokony tamin' ny 10 ora mahery teo ho eo androany alahady 06 Oktobra 2024, hoy ny vaovao avy an-toerana omaly. Ao Tanakidy nefa no miantsena ny mponina avy eny Ampilao, hany ka mipetraka ho olana be amin’ny fahafahana mivezivezy na ho an’ny olona na ho an’ny entana ity fahatapahana ity. Miandry ny ho fanamboarana azy io noho izany ny rehetra.
Nangonin’ni Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT