Raikitra indray ny fandroahana mpivarotra etsy amin’ny Esplanade Analakely.
Mpivarotra manodidina ny 100 indray izany no hirenireny amin’izao fiainana sarotra izao. Hampijaly kely ve no nampidirana io PDS io tao ?
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.