Feno fito volana omaly ny naha filoha ny mpitondra antsika ankehitriny
Ny fampiakarana ny vidim-piainana, fivezivezena any ivelany, fanaovana kombaka am-bava sy volana an-tenda, fanaovana “cyclone”, fanagadrana mpanao gazety … no tena nampisongadina azy hatramin’izao
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.