Nivaly ihany ny fanadinana Bepc tany Moramanga rehefa nahazo ny valin-kasasarany ireo mpitsara …
Miaina anaty haizina ihany koa anefa ny any an-toerana noho ny faharitan’ny tahirin-tsolika any Marolambo. Ahiana hisy fiantraikany amin’ny fanadinana bakalorea izany. Mila tairina hatrany ve ity fitondrana ity ?
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.