Tsy anisan’ireo gazety nantsoin ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena hanatrika ilay valandresaka ho an’ny mpanao gazety nokarakarainy ny Gazety Tia Tanindrazana
Ny antony dia mamely sy mitsikera ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena foana, hono, ka tsy azo antsoina intsony. Kely aina izy izany !
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.