Ny vidin-tsolika miakatra, ny saram-pisoratan’anaran’ny mpianatra niakatra...........
ny karaman’ny kaominina tsy voaloa, ny mpanao gazety gadraina … Fa mbola fitondrana tetezamita ve no eto e ?
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.