Misy boaderôsy 4 000 taonina tratra indray atsy amin’ny nosy Zanzibar. Minisitra iray,
depiote roa ary zanaka lehiben’andrimpanjakana iray no ao ambadika. Tany misy lalàna eto, ary tsy handefitra amin’izay minia mihoa-pefy aho, hoy ny filoha teo Mahamasina tamin’ny 25 janoary 2014 tamin’ny nandraisany ny fahefana feno maha filohan’ny Repoblika azy. Hisy ny fisamborana sa hojerem-potsiny indray ?
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.