Actualités

Mahitsy Niverina niasa ny Taksibrosy rehefa navotsotra ny namany


  • Sabotsy 08 Aogositra 2015

Niravona amin’ny ampahany ny fijaliana zotram-pitaterana tany Mahitsy Ambohidratrimo ny andron’ny alakamisy 6 aogositra lasa teo.

 

 Niverina nandray ny asany ireo zotra rehetra nitokona rehefa navoaka avy tany amin’ny “violon” nitanana azy ny naman’izy ireo izay nifandramatra tamin’ny mpitondra Bajaj iray izay naratra vokatr’izany. Ny namelana hiriaria amin’izao ny mpamilin’ilay bajaj no tena nahatonga ny fahatezeran’ny mponina sy ireo saofera sy mpanampy ny zotram-pitaterana teny Mahitsy ka nampijaly ny fitaterana tamin’io.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PRRM :
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Fitsarana mbola nolovaina tamin’ny Frantsay

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT