Actualités

Mahajanga Razana nitsingevana teny amin'ny “Bord”


  • Zoma 08 Septambra 2017

Hita omaly tamin’ny fiandohan’ny tolakandro teny amin'ny “Bord de la mer” nanoloana ny biraon’ny Antokon-draharaha misahana ny fitaterana an-dranomasina sy an-dranomamy

(APMF) Mahajanga ny vatana mangatsiakan'ilay tovolahy 15 taona, dobo an-dranomasina tao amin'ny “Village touristique” ny alarobia antoandro. Vedety nanao fikarohana no nahita ny razana natsingevan'ny ranomasina. Nentina tao amin'ny foiben’ny TVHFB (Tanora Vonona Hampandroso ny Faritra Boeny) ao Ampasika ny razana taorian’ny fitsirihana ary ireo ekipa mpilalao baolina niaraka taminy tany Mahajanga no niandry ny fiara sy ny fianakaviana avy aty Antananarivo. Halina ihany dia niala tany Mahajanga ny razana, izay somary efa simba nilon-drano nandritra ny 24ora.

Vahaniaina


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PRRM :
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Fitsarana mbola nolovaina tamin’ny Frantsay

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT