Miala any indray ny delestazy na fahatapahan-jiro faobe.....
Adiny dimy isan’andro vao mazava sy mahita ny jiro ny mponina amin’ny kartie maro ao Mahajanga tato anatin’ny herinandro izay, tsy fantatra ny tena antony. Ao anatin’ny famerenan-desona tanteraka anefa ny mpianatra mpanala fanadinana. Etsy an-danin’izay koa dia miakatra isam-bolana ny vidin-jiro ary tsy misy famindram-po rehefa tsy ara-potoana ny fandoavana faktiora.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.