MAHAJANGA

Lehilahy iray tsy salama saina nanahirana


  • Zoma 05 Desambra 2025

Lehilahy iray tsy salama saina tao

Morafeno no nandraisan'ny Polisim-pirenena andraikitra afak'omaly Alarobia 03 Desambra noho izy manakorontana ny fiaraha-monina. Mitondra antsy izy ary manambana ny hamely izay olona sendra azy no sady manaparitaka maloto eny amin’ny manodidina ihany koa ka nampitaraina olona maro. Tonga teny an-toerana ny Polisim-pirenena nijery ny zava-nisy, ary nandray andraikitra avy hatrany ka nitondra azy tany amin’ny Toby ao Antanamasaja mba hahazoany fitsaboana sy fanaraha-maso sahaza. Tsiahivina moa fa tsy ao Mahajanga ihany no misy olona tsy salama saina tokony arahi-maso tahaka izao fa eto Antananarivo renivohitra sy ny manodidina ihany koa.
Pati
Légende : Nandritra ny fisamboran'ny Polisy ilay olona tsy salama saina !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

  • Fanohanan’ny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Faritra Analamanga

  • Varatra
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

nitera-doza

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

Hijery ny tohiny
FTT