Actualités

Mahajanga Hiakatra 400 Ariary ny sarandalan’ny taksibe


  • Alakamisy 19 Jona 2014


 Hiakatra ny sarandalana amin’ny taksibe rehetra ao Mahajanga manomboka ny volana jolay izao. Efa mampiomana ny mpandeha momba io fiakarana io ny mpitatitra amin’ny alalan’ny soratra mipetaka ao anaty fiara. Ho 400 Ariary io sarandalana io raha 300 Ariary izany amin’izao fotoana izao ho an’ireo mivezivezy ao an-tampon-tanàna. Ho an’ireo amin’ny zotra faha-12 mankeny amin’ny “petite plage” kosa dia ho 500 Ariary raha 400 Ariary ny teo aloha. Nilaza ireo mpamily fa matiantoka tanteraka izy ireo raha tsy mampiakatra ny sarandalana vokatry ny fiakaran’ny vidin-tsolika.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT