Actualités

Mahajanga Bajaj 100 sy fiara 7 nampidirina "fourrière"


  • Sabotsy 18 Aprily 2020

Bajaj miisa 100 sy fiara misa 7 no nampidirina "fourrière" any Mahajanga. Noho ny fandikan’ireo mpamily ny naoty navoakan’ny kaominina ambonivohitr’i Mahajanga no voalaza fa anton’izany.

 

 

 Lohalaharana amin’ireny ny tsy fahafahan’ny bajaja mitondra olona mihoatra ny roa miaraka amin’ny mpamily ho fanajana ilay elanelana 1 metatra iadiana amin’ny coronavirus. Ho an’ireo fiara indray dia misy amin’izy ireo no manararaotra ny fahalalahan’ny lalana ka mijanona eny amin’ny toerana tsy tokony hanaovana izany, eo koa ireo miantsona amin’ ny toerana fijanonan’ny taxibe, ankoatra ireo tsy manaja ny lalana mifehy ny fifamoivoizana. Nomarihin’ny tompon’andraikitra misahana ny fitateram-bahoaka ao Mahajanga moa fa mbola ao anatin’ny fihibohana tanteraka ny rehetra amin’izao noho izany tokony hanaja ny fepetra napetraka. Ho an’ny bajaj manokana dia nomarihiny fa tsy azo hatao ny manao taingim-be na ho an’ny mpamily iza na ho an’ny mpamily iza.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT