Actualités

Magro Behoririka Toerana mendrika no handraisana ny prezidŕ Ravalomanana


  • Alatsinainy 15 Septambra 2014

Mbola an-dalana sy mitady hevitra hivoahana amin’ny krizy ny fanjakana ankehitriny, hoy Razafimandimby

Zafilahy Stanislas ny sabotsy teo, teny amin’ny Kianjan’ny Finoana Magro Behoririka. Izany no ilazana fa andramo ny famerenana an-dRavalomanana fa hitondra soa. Izao fihetsika ataontsika manadio an’ity Magro ity izao, hoy i Zafilahy Stanislas,  dia manaporofo fa manangana no talentantsika fa tsy manapotika. Mitohy ny alahady sy alatsinainy maraina ny asa fanamboarana sy fanadiovana ity kianja ity, hoy izy. Efa mba tsaratsara izao ny kianja ary mba toerana mendrika no handraisana ny prezidà Ravalomanana. Endrika sy fihetsika fampisehoana fa efa vonona handray an’i Dada ny zanany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT