Actualités

Loza amin’ny moto Tapa-tongotra ilay tovovavy mpiadina bakalôrea


  • Talata 28 Jolay 2015

Tovovavy iray 17 taona ao amian’ny kilasy famaranana no tapa-tongotra nianjera tamin’ny môtô nentiny izay nodomina fiara.


 Nipitika lavitra mihitsy ity niharan-doza ary nitrosoana tamin’ny tany vokatr’izany, hoy ireo nahita maso. Niala lavaka feno rano ilay fiara somary nandeha mafy no nitrongy ilay môtô tery ankaviany. Tratran’ny patsa iray tsy omby vava, ity tovovavy ity, raha handeha hianatra (hanao famerenana) vao maraina no nialana tany an-trano, nefa loza no nihantra taminy teny an-dalana.

Eric R.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT