Actualités

Lico Kininike Ambasadaoro vaovaon’ny Telma


  • Talata 18 Aprily 2023

Voafidy ho isan’ireo ambasadaoro eo amin’ny lafiny mozika eo anivon’ny orinasam-pifandraisana Telma manomboka amin’ity taona ity ny mpanakanto Liko Kininike.

Manana ny lazany eo amin’ny gadona mafana dia ny tsapiky ity mpanakanto malagasy ity, hoy ny fanazavana tetsy amin’ny Campus Telma Andraharo omaly. Mbola tanora dia tanora anefa dia efa nametraka sahady eo amin’izay tontolon’ny mozika malagasy sady miha mihazo tsikelikely ny sehatra iraisampirenena izay. Zanaky ny mpanakanto efa nodimandry vokatry ny lozam-pifamoivoizana nahazo azy ny taona 2014 dia i Rasoa Kininike moa izy ary ny taona 2016 no nanomboka nivoy tamin’ny fombany ny mozika maha izy azy ny faritra nihaviany, izany hoe ny faritra atsimo, dia ny tsapiky izany. Mbola vonona hanome ny tsara indrindra hatrany ho reharehan’ny firenena manontolo raha i Lico Kininike, hoy hatrany ny lehilahy.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT