Nitrangana loza mahatsiravina teny Ampitatafika eo amin'ny sampanana miakatra mankany
Ambohimangidy omaly alakamisy tokony ho tamin’ny enina ora hariva. Lehilahy iray no nohitsahin'ny kamiao mpitondra vato ka maty tsy tra-drano. Nandriaka ny ra ary niparitaka teo amin’ny arabe ny atidohany.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.