Actualités

Lehilahy romotry ny filana Norovitiny ny zipon’ilay Ramatoa..,


  • Alarobia 26 Aprily 2023

Renim-pianakaviana iray hamonjy fodiana no nosakanana lehilahy iray romotry ny filan-dratsy ka nampiasany herisetra tany amin’iny Faritra Menabe iny omaly.

Norovitiny ny zipon'ilay ramatoa ary saika hanaovany ny filan-dratsiny. Niantso vonjy ilay Ramatoa nandritra izany tonga haingana ny fokonolona sy ny Polisy ary voasakana ny fanolanana saika hataony. Nosamborina avy hatrany moa ilay Rangahy. Tsiahivina hatrany moa fa ankoatra ireo olona mifoka rongony mahavita manolana zaza amam-behivavy dia anisan’ny antony mandrisika ireo lehilahy hanaotao foana ihany koa ny fanaovan’ny vehivavy fitafiana manaitaitra toy ny zipo fohy na akanjo tery manara-batana ka tokony ho tonga saina ny tsirairay.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Kaominina
  • Alatsinainy 11 Mey 2026

Andranomiely Sud

  • Ampatakamaroreny – Mandritsara
  • Alatsinainy 11 Mey 2026

Olona 20 voasambotra,

  • Sommet Afrique–France
  • Alatsinainy 11 Mey 2026

Hiazo an'i Nairobi ny Filoham-

  • Tsiahy ny ady lehibe faharoa
  • Alatsinainy 11 Mey 2026

Manamafy toerany eto ny Frantsay sy Rosianina

  • SEHATRY NY ANGOVO
  • Alatsinainy 11 Mey 2026

Maro ireo resy lahatra fa vahaolana ny "Jiro Solaire"

  • Valanjavaboaharin'i Makay
  • Alatsinainy 11 Mey 2026

"Mitahiry harena voajanahary

Hijery ny tohiny
FTT