Lehilahy nanolana vehivavy tsy salama saina

Nidoboka avy hatrany eny Tsiafahy


  • Zoma 01 Martsa 2024

Vehivavy iray tsy salama saina no fantatra fa naolana lehilahy

iray manodidina ny 40 taona eo ho eo ny 26 Febroary lasa teo tany Alakamisy Fenoarivo. Raha araka ny fantatra dia efa notadiavin'ny havany ny 25 Febroary lasa teo io vehivavy io. Ny 26 Febroary ny fokonolona sy ny zandarimariam-pirenena ao Alakamisy_Fenoarivo no nanokatra ny varavaran-tranon'ity lehilahy ity ka mbola teo am-panovokovohana nanao ny filan-dratsiny izy no nitodika nijery ireo olona niditra tao an-tranony. Tratra ambodiomby mihitsy ny anaolahy noho izany. Efa naterina eny Tsiafahy moa ilay ranamana ity, taorian'ny fandraisan'ny fampanoavana ny raharaha.
Pati
Legende : Ity ilay ranamana tratra !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT