LAZARET ANTSIRANANA

Trozona 10 metatra hita faty


  • Alakamisy 21 Septambra 2023

Nahitana trozona maty indray tany Lazaret Antsiranana, afak’omaly Talata 19 Septambra. Mirefy 8 hatramin'ny 10

metatra eo ho eo izy io ary efa nitsirara sy saika nitangoronan’ny fokonolona no nisy nahita tampoka. Tsy mbola fantatra mazava moa hatramin’ny omaly izay antony nahafaty ity trozona lehibe iray ity. Nandray ny andraikitra avy hatrany nanara-maso sy nikarakara ity trozona maty ity moa ireo tompon'andraikitra any an-toerana izay nahitana ny zandary sy ny talen'ny APMF.
Nangonin’i Pati
Legende : Nandritra ny fijerena ilay fatina trozona maty !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT