Actualités

Lapan’ny tanànan’Analakely Nilomanosana vehivavy iray ilay rano haingon-tanàna


  • Talata 19 Mey 2020

Tena mafy ny fiainana. Manampy izany ny fahasahiranana ateraky ny fihobohana hany ka maro ireo tsy miverina intsony ny sainy na manaotao foana mihitsy.

 

 

 

 

Vehivavy iray izay voalaza fa marary saina omaly tolakandro no niroboka tao anatin'ilay rano manoloana ny lapan’ny tananan’Analakely, izay marihina fa natao ho haingon-tanàna. Nanala akanjo mihitsy ity vehivavy ity raha ny fantatra ary ka naka aina sy nanatanja-batana toy ireny any anaty dobo filomanosana ireny. Nampitangorona olona maro ny fisian’izany teny an-toerana. Tsy nahatsiaro intsony ny rehetra fa miparitaka amin’ny alalan’ny fifampikasohana ny COVID 19. Vehivavy rahateo ilay niboridana.

Nangonin’ i Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT