Actualités

Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina Teo imason’ny filohan’ny Repoblika no tapaka ny jiro


  • Alatsinainy 11 Aogositra 2014

Nanamaloka ny Afrobasket U18 sokajy lehilahy natao teto Madagasikara, izay nifarana omaly, ny fahatapahan’ny jiro mandritra ny lalao

Nitranga izany omaly nandritra ny lalao famaranana nifanandrinan’i Ejipta sy Tonizia. Tapaka minitra vitsy ny jiro. Teo imason’ny filohan’ny Repoblika faha-4 mihitsy izany no nitranga. Lokalokany tamin’ny fampielezan-keviny ny hanafoana ny delestazy ao anatin’ny telo volana handraisany fitondrana. Fito volana nitondrana anefa izy izao, fampahatsiahivana ho azy ireny nitranga tao Lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina ireny raha nitana ny teniny tokoa izy.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT