LANTO RAKOTOMAVO

Madagasikara tsy maintsy mandroso no tanjona


  • Alatsinainy 20 Oktobra 2025

Tonga amin'ny tanjona kendreny ny fikambanana

maro eto amintsika ankehitriny toy ny MOVMA na ny Mihetsika ny Olona Manana Vina ho an'i Madagasikara tarihin'ny Filoha nasionaliny Lanto Rakotomavo. Nambarany fa vita izay ny ady izay nisaorany sy nankasitrahany manokana ny rehetra tamin'ny fandravana ny Fitondrana jadona. Madagasikara tsy maintsy mandroso izao no banjinina hoy hatrany izy miaraka amin'ny tanora. Maika ny fanarenam-pirenena hoy Lanto Rakotomavo ary ho avy ny tenany hanatevina sy handray anjara amin'izany. Tao anatin'ny hafaliana tanteraka moa no nanatrehan'ity Filohan'ny fikambanana MOVMA ity ny fihanihanana hotanterahin'ny Filoham-panjakana vaovao ny Kolonely Rakotonirina Mickaël teny amin'ny Fitsarana avo momba ny lalam-panorenana Ambohidahy ny Zoma lasa teo. Tsiahivina fa izy no sekretera jeneralin'ny TGV teo aloha saingy voatsipaka ambavafo ihany koa.
Pati
Légende : Feno hafaliana Lanto Ralotomavo, Filohan'ny MOVMA !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

  • Fanohanan’ny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Faritra Analamanga

  • Varatra
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

nitera-doza

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

Hijery ny tohiny
FTT