Actualités

Lalàna mifehy ny tontolo iainana Namafisina ny fampahafantarana tany Vatovavy sy Fitovinany


  • Alakamisy 10 Septambra 2020

Nanatanteraka fitsirihana tao Manasa ao amin'ny Kaominina ambanivohitr'Ambahatrazo ny ekipan'ny Fitaleavam-paritry ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy DREDD Vatovavy Fitovinany.

 

 

 

Nisy ny fanimbana toy ny fanaovana tevy ala ary nahitana fanorenan-trano tsy ara-dalana ihany koa tany an-toerana. Nohamafisina araka izany ny fampahafantarana ireo lalàna mifehy ny tontolo iainana sy ny fanentanana ireo mponina mahakasika ny fiarovana ny ala. Niara-nientana tamin'ny DREDD Vatovavy Fitovinany nandritra ity fanaraha-maso ity ny ben'ny tanàna sy ireo Ampanjaka 13 ao amin'ny faritra ary ny solontenan'ireo Vondron'olona ifotony any an-toerana. Tafiditra ao anatin'ny paikadin'ny Minisitera ny fanomezan-danja ireo mpisehatra rehetra eny ifotony amin'ny asa fiarovana ny tontolo iainana.

Marigny

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT