Actualités

Lalana digy Olona roa voatafika teny ambony moto


  • Alatsinainy 11 Aogositra 2014

Olona roa nandeha moto, avy namonjy lanonana, no nosakanan'ny olon-dratsy teny amin’ny digy ny sabotsy maraina teo

Lehilahy sy vehivavy efa lehibebe no lasibatra tamin’izany. Nasian'ireo mpanafika hazo teo ampovoan'ny arabe ka rehefa nijanona ilay moto dia nirohotra tany amin'izy ireo ny olon-dratsy. Avy hatrany dia nidaroka ireto farany ary naka izay azony nalaina. Novelesan’ireo jiolahy tamin’ny hazo ny lohan’ilay rangahy ka naratra mafy ny tenany. Ilay ramatoa kosa dia voa teo amin’ny tehezany. Marihina anefa fa tsy nitondra volabe akory ireto mpandeha kodiaran-droa ireto, fa olona avy namonjy lanonana fotsiny ihany. Nisy nahita moa izy ireo tao aorian’ny fahavoazany ka avy hatrany dia naterin’izy ireo tany amin’ny HJRA Ampefiloha.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT