Actualités

Lakan-drendrika tao Maroantsetra Olona 4 no mbola karohina


  • Zoma 08 Septambra 2017

Araka ny fampitam-baovaon’ny lehiben’ny faritra Analanjirofo, Ramaroson Jacques, tetsy amin’ny Le Pavé Antaninarenina omaly dia eo am-pikarohana hatrany ireo olona miisa 4 tsy hita popoka vokatry ny faharendrehana lakana iray tao Maroantsetra amin’izao fotoana ireo tompon’andraikitra amin’izany.

 Anisan’ny olana matetika any amin’ity faritra ity ny fahatapahan-jiro noho ny fisiana olana tekinika matetika eo anivon’ny Jirama, indrindra, rehefa mahery ny ranomasina. Efa tsy dia misy olana loatra intsony aloha io ho an’ny ao Maroantsetra manokana satria efa manomboka mampiasa angovo azo havaozina fa ho an’ireo faritra hafa mbola mampiasa gropy hamatsiana herinaratra no tena mbola ahitana olana. Ho an’i Fenoarivo Atsinanana manokana, ohatra, dia mila manapaka jiro rehefa amin’ny 4 ora maraina mba hakan’ireo masinina aina.

J. Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PRRM :
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Fitsarana mbola nolovaina tamin’ny Frantsay

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT