Actualités

"Laissez-Passer Covid-19" sandoka Mpamily roa voasambotry ny polisy


  • Alarobia 15 Aprily 2020

Tratran'ny Polisy avy ao amin'ny Compagnie Urbaine d'Intervention nitondra fiara ny mpamily miisa roa izay nampiasa "Laissez Passer Covid19"

 

 

 sandoka tetsy akaikin'ny "Building Ramaroson" Soarano. Mihevitra ireto mpamily ireto fa rehefa misy ireny takelaka "covid-19" apetraka amin'ny fiara ireny dia tsy hisava azy ny Polisy. Voasakana anefa izy ireo ka rehefa nosavaina ny taratasy fahazoan-dalana dia tsy nanana ireto farany. Nojerena ihany koa ireo takelaka "Covid -19" ary fantatra fa sandoka izany, hoy ny Polisim-pirenena. Nandray ny andraikiny ny Polisim-pirenena ary nentina any amin'ny "Commissariat central" avy hatrany izy roalahy ireto hanaovana fanadihadiana.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT