Actualités

La grande braderie de Madagascar Hanampiana ny mpanjifa hiatrehana ny fetin’ny Reny


  • Alakamisy 25 Mey 2023

Hankalazaina ny 04 jona ho avy izao ny fetin’ny Reny. Fotoana iray tena manana ny maha-izy azy tokoa io ho an’ny rehetra, antony hikarakaran’ny Madavision tsena manokana na ilay antsoina hoe :

La Grande braderie de Madagascar. Etsy amin’ny kianjan’i Barea Mahamasina no hanatanterahana izany ny 01 ka hatramin’ny 04 Jona ho avy izao, ahitana ireo karazana kojakoja rehetra ilaina hiatrehana ny fety sy azo hatao fanomezana. Nambaran-dRamanantsoa Harilala, tompon’andraikitra voalohany mikarakara izany fa hisy ny fihenambidy 15% amin’ireo karazan’entana hamidin’ireo tranoeva miisa 100 izay ho avy handray anjara. Anisan’ireny ny fitafiana, ny finday, ny kojakojana ilaina momba ny fiara, ny kojakojan-dakozia….Iaraha-mahalala hoy izy ny fiakaran’ny vidim-piainana sy ny faharefoan’ny fahefa-mividin’ny Malagasy ka ho hentitra mihitsy ny fanaraha-maso io fihenam-bidy io. Nomarihiny manokana moa fa hisy ny toerana hahafahana mampilalao ny ankizy sy hisakafoanana ho an’ireo izay mila izany.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT