Krizin-drano efa tena zava-doza

Ritra hatramin’ny lavadrano


  • Alakamisy 17 Oktobra 2024

Tsy ny famatsian-drano avy amin’ny JIRAMA na Jiro sy rano malagasy ihany amin’izao fotoana

izao no tsy tomombana fa tena efa zava-doza mihitsy no mihatra amin’ny firenena, raha ny fampitam-baovao marolafy voaray omaly tamin’ireo kaominina manodidina Antananarivo. Ritra hatramin’ny lavadrano kanefa misy faritra tsy tongan’ny ranon’ny JIRAMA intsony na in-dray mitete aza. Isan’ny naharaisana fitarainana, ohatra, ny kaominin’Andoharanofotsy sy ny teny Tanjombato teny. Ny eny Antsofonondry, izay anatin’ny kaominin’i Sabotsy Namehana, koa torak’izany ary ity farany aza dia ao anatin’ilay faritra tsy tongan’ny ranon’ny JIRAMA intsony, hoy ny fanazavan’ny renim-pianakaviana iray eny an-toerana. Izahay izao, hoy izy, andeha hividy rano handrahoana sakafo.
Nangonin’i J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT