Actualités

Korontana ao Toamasina «Misy ambadika politika», hoy Famindra Justin


  • Zoma 05 Jona 2020

Manameloka ny endrika fambolena korontana sy fanambarana miendrika fanonganam-panjakana tany Toamasina ny depiote Famindra Justin,depiote voafidy ao Toamasina I.

 

 «Hatramin'ny voalohany dia efa nilaza aho fa misy endrika politika ny zava-misy ao Toamasina Nisy ireny karazana fanambarana ireny, mazava be kanefa ny fialan'ny filoham-pirenena ve no vahaolana nefa aretina no resaka? Ny rano ao Toamasina voalaza tsy azo sotroina noho ny Ambatovy kanefa iza no nampiditra an'io orinasa io? Tsy tamin'ny andron' i Ravalomanana? ». Tsy tokony hampihemotra ny fitondram-panjakana ny kajikajy politika voizina izao. Na izany anefa dia ny fitsapahan` ny tsirairay ny filaminana no zava-dehibe sy miatrika ny krizy. Tsy hisy ny zava-banona raha mbola ho savorovoro.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT