Ketrika.com

Manolotra fihenam-bidy goavana


  • Zoma 24 Mey 2024

Anio 24 may hatramin'ny 31 may 2024 izao dia manolotra fihenam-bidy

goavana amina karazana entana maromaro ilaina ao an-tokantrano ny Ketrika.com, hoy ny fampitam-baovaon’ity orinasa mpanao varotra ampitain-davitra ity. Tafiditra ao anatin’ireo entana voakasik’izany ny lafiny fanafody sy fahasalamana. Eo koa ny momba ny zaza, fitaovam-pianarana, sakafo, zava-pisotro. Tsy adino ny mahakasika ny fikoloana endrika amam-bika, ny trano, ny fiara sy kodiaran-droa na «Auto-Moto», ny lamaody, ny tekinolojia vaovao sy elektronika. Tsotra no atao dia ny miditra ao amin’ny www.ketrika.com sy manaraka ireo toromarika ao, hoy hatrany ny fanazavana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT