Manana boky karazany roa ho an'ireo ankizy hanala fanadinana CEPE ny www.ketrika.com.
"Support éducatif" nomerika izy ireo ka ny voalohany dia ahitana "sujets types" ary ny faharoa kosa ny "corrigés" na ny valin'ireo laza adina hita tao anatin'ilay boky voalohany. Misy andiany na "serie" miisa 7 vonona ka ahitana ireo taranja 7 mandrafitra ny laza adina CEPE ny "série" tsirairay. Mifanaraka tsara amin'ny fandaharam-pianarana ofisialy ny laza asina ka mety tsara ho an'ireo ankizy hanala fanadinana CEPE fa azon'ireo ankizy mijanona ao an-trano ampiasaina ihany koa ireo boky ireo izay tsiahivina hatrany fa boky nomerika. 1000 Ariary isaky ny "serie" ny sarany. Miditra ao amin'ny www.ketrika.com raha hanjifa izany. Fanampim-panazavana : 0341830026.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.