www.ketrika. com fantatry ny besinimaro amin’ny anarana hoe « ketrika » dia tsy mena mitaha amin’ny hafa tokoa, raha ny eo amin’ny sehatry ny varotra an tserasera na ny « vente en ligne » no resahana.
Maro dia maro ny entana izay hita ao aminy, santionany amin’izany ny entana fampiasantsika amin’ny andavanandro toy ny menaka, ny vary, ny pates,ny sardines, sns. Eo ihany koa ny produits d’hygiènes isan-karazany izay tena ilaintsika tokoa amin’izao fotoana izao satria dia miaro amin’ny valan’aretina samihafa ny fampiasana azy matetika toy ny gel main desinfectant izany .Ireo dia afaka jifainao amin’ny vidiny mirary ao amin’ny site www.ketrika.com.
Vokatry ny IMRA
Efa misy ao amin’ny ketrika .com ihany koa ankehitriny ireo “produit IMRA na ny produit masse Ratsimamanga toy ny (huile essentiel niaouli, ny huile essentiel ravintsara, Tanjake, sy ny maro hafa, izay produit naturel azo avy amin’ny zavamaniry izy ireo hanampy anao hanamafy ny hery fiarovana sy hanome tanjaka ho an’ny vatana. Manana safidy roa hatrany ny mpanjifa amin’ny fividianana ny entana, afaka mividy” jeton” izy ireo raha manana kaonty ao amin’ny www.ketrika.com nefa koa afaka manao “achat direct”. Tsy mitsahatra ny manakaiky sy manome fahafaham-po ny mpanjifany hatrany arak’ izany i ketrika.com satria dia efa misy amin’izao ny « livraison à proximité », izay hanamorana ny fangalana ireo entana nojifainao eny amin’izay toerana nosafidinao.Eo noho eo ihany dia azonao ny entana. Hita ao amin’ny tranokala www.ketrika .com moa ny fanampim-panazavana sy ny tsara ho fantatra miaraka amin’ireo entana rehetra.
RTT
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.