Actualités

“Kermesse” miaramila Lasa “braderie” sisa ny ao Toamasina


  • Zoma 20 Jona 2014

Lazany fotsiny sisa no tazonina ho an’ny foloalindahy ao Toamasina mikasika ny fanaovana ny “kermesse” miaramila tafiditra amin’ny fankalazana ny 26 jona, izay fetin’ny tafika Malagasy ihany koa.

Hatramin’ny naharavan’ny toby miaramila teny amoron-dranomasina manakaiky ny hopitaly be sy ny lycée Rabemananjara dia tsy hita intsony ny maha “kermesse” ny hetsika atao fa tena “braderie” tanteraka sisa ny nanaovana azy. Tsy hita intsony koa ireo lalao sy fomban’ny tafika Malagasy atoro ny vahoaka hahalalany ny asa sy andraikitr’ity “tandroka aron’ny vozona” ity. Efa tsy ny tafika sy ny foloalindahy intsony koa no mpikarakara azy fa naka mpikarakara “braderie” izy ireo manomana izany, ka ny tombony fotsiny avy eo no hifampizarana (?).

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT