Kely ny vokatra manga any Mahajanga Efa ho lany sahady


  • Alakamisy 14 Novambra 2024

Kely ny vokatra manga any Mahajanga tamin’ity taona ity, raha ny fampitam-baovao voaray avy any an-toerana.

Efa ho lany sahady ny vokatra, hoy ny fanazavana. Naharaisam-baovao ihany koa fa nihena ny vokatra jirofo. Vao avy any Soanierana Ivongo nijery ifotony ny zava-misy moa ny mpanao gazety teto anivon’ny vondron’orinasa Onet international. Nihena tsy toy ny isan-taona ny vokatra lodsia any Toamasina. Zara fa niisa 50 ireo fiara nitaona lodsia tonga tao an-toerana nandritry ny andro voalohany nisokafan'ny «campagne» na taom-piotazana ny 12 novambra teo. Manimba zavatra ny haintany sy ny havandra. Ahiana hisy fiantraikany ratsy amin’ny taom-pambolena hoavy izany rehetra izany, hoy hatrany ny fanazavana fa tetsy ankilany koa nefa dia nahavelom-panontaniana hoe fambara inona ary izany rehetra izany?
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT