Katsaka milanja 23,400 taonina

Tsy maintsy nodorana noho ny fahasimbany


  • Zoma 02 Febroary 2024

Katsaka milanja 23,400 taonina no hita tao Tsihombe ka tsy maintsy nodorana

noho ny fahasimbany, raha ny fampitam-baovao voaray. An’ny Catholique Relief Service na CRS ireo entana ireo, hoy ny fanazavana. Efa nahazoana fanamarinana fa tsy azo hohanina intsony noho izay fahasimbany izay. Ny tompony ihany no nanao fangatahana handoroana izany teo anivon'ny fiadidiana ny faritra Androy ka nodoro izany avy hatrany, raha ny fampitam-baovao voaray omaly hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT