Kardinaly Mgr Désiré Tsarahazana

«Lasa modely eto Madagasikara ny risoriso sy tsy fahamarinana»


  • Alakamisy 14 Aogositra 2025

Lasa modely eto Madagasikara ny risoriso sy tsy fahamarinana ka aoka isika hibebaka,

hoy ny Kardinaly Monseigneur Désiré Tsarahazana. Miantso ny rehetra hibebaka sy hampanjaka ny fahamarinana eto Madagasikara, hoy izy. Rehefa manao ny «Rainay izay any an-danitra» isika dia tokony hatsiaro fa tsy tokony ho azon’ny fitaoman-dratsy mba ho tanteraka eto ny fiadanana sy ny fanjakàn’Andriamanitra. Lasa modely ny risoriso sy tsy fahamarinana ka tokony hiova famindra isika raha tiana ihany koa ny hanova izao firenena izao, hoy hatrany ny nambarany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • JIRAMA
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Handatsaka orana artifisialy

  • Voaheloka sy mbola
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

misy dosie goavana i Marie Michelle

  • FAHARETAN’NY
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

PASIPAORO HO 10 TAONA

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

Hijery ny tohiny
FTT