Actualités

Kaomisera sandoka Noraisim-potsiny tao amin’ny hotely


  • Zoma 02 Mey 2014


 Telo mianadahy, ny roalahy nisandoka ho zandary ary ny vavy tokana nisandoka ho kaomisera no noraisim-potsiny tao amina hotely lehibe iray teto an-drenivohitra ny aprily volana lasa teo. Olona very entana noho ny fivadiham-pitokisan’ny mpiray ombon’antoka aminy no lasibatr’izy ireo, tamin’ny vola 1.600.000 Ariary ary mbola nikasa hamitaka fanindroany izy ireo no voasambotra. Nahitana karatra zandary sy polisy sandoka tany amin’izy ireo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT