Actualités

Kaominin’Antananarivo renivohitra Hisy fizarana « bulletin de naissance » maimaimpoana


  • Talata 07 Febroary 2023

Ho fitsinjovana ireo Ray aman-dReny mampiana-janaka eny anivon’ny Boriboritany dia nanapa-kevitra ny Ben’ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra

ny hanatanteraka fizarana « bulletin de naissance » maimaimpoana miisa 1 000 isaky ny boriboritany, izany hoe 6 000 manerana ireo boriboritany enina eto an-drenivohitra. Hisitraka manokana izany tolotra izany ireo Ray aman-dReny sahirana manana zanaka hanao fanadinam-panjakana (CEPE, BEPC ary BAC).
Araka ny fampitam-baovao , ny kaominina dia manentana sahady ary ireo Ray aman-dReny mba hanantona mivantana eny anivon’ny Boriboritany misy azy, hahafahan’izy ireo mahazo ny tolo-kevitra rehetra mahakasika ity tetik’asa ity.

RTT

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT