Actualités

Kaominina Taolagnaro Telo volana tsy voaloa karama ny mpiasa


  • Zoma 07 Aogositra 2015

Fijaliana no mianjady amin’ireo mpiasan’ny Kaominina ambonivohitr’i Taolagnaro. Efa hianika any amin’ny faha-3 volana tsy nandray karama izy ireo. Sahiran-tsaina, tsy mifantoka intsony amin’ny asany ireo mpisa an-jatony.

 

 Voatery manao asa an-tselika mba hameloama ny fianakaviana. Tsy vao izao no mitranga ny fahatapahana karama fa nandritra ny fitantananana delegasiona manokana tao anatin’ny 8 taona ngarangidina.

Maika hahazo Ben’ny tanàna lanim-bahoaka ny vahoakan’i Tolagnaro hanarina ny tanàna, fa ampy izay ity resaka delegasiona manokana ity, hoy ireo sendra ny Tia Tanindrazana. Miray feo ireo fikambanan’olobe sy ireo fikambanan’ny mpiavy maro any an-toerana fa avelao hitantana ny tanàna izay lanim-bahoaka. Raha te hihavana amin’i Taolagnaro ny mpitondra, dia ny fanajana ny safidim-bahoaka no atao.

OTH

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PRRM :
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Fitsarana mbola nolovaina tamin’ny Frantsay

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT