Actualités

KAOMININA MAHAJANGA Fito volana tsy nisy karama


  • Talata 22 Jolay 2014

Ny herinandro teo no efa tokony handray karamany volana janoary ireo mpiasan’ny kaominina ambonivohitra Mahajanga saingy tsy tanteraka izany hatramin’izao satria tsy

nahitsy ny fametrahana ny fitomboka amin’ireo antontan-taratasy fahazoam-bola eny amin’ny Tresor ka tsy raikitra indray. Ny sampandraharaha misahana manokana ny mpiasa no miandraikitra ny fikarakarana ny taratasy famoahana karama. Niteraka fimenomenomana eo amin’ireo mpiasa sy ny tompon’andraikitra io. Anisan’ny mbola olana goavana eo anivon’ny kaominina tokoa ity  resaka karama ity na dia efa misy ihany aza ny ezaka ataon’ireo tompon’andraikitra amin’ny fitadiavam-bahaolana.

           

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT