Zaraina cache bouche sy gel maimaim-poana fanadiovana tanana tsy mandany rano reo vahoaka ao amin'ny kaominina Ivato.
Tarihin'ny Ben'ny tanana penjy randrianarisoa. Ho an'ny cache bouche manokana dia miisa 3000 izy ireo ka hahazo hatramin'ny mpivarotra amoron- dalana amin'izao fiandohany izao. Miampy ranom-panafody famonoana bobikely 5 barika ireo ho fiarovana amin'ny fiparitahan'ny otrik'aretina coronavirus. Tsiahivina moa fa mpitandro ny filaminana amin'ireo paositry ny zandarimariam. pirenena 4 ao an-toerana koa toa an'Ankadindravola, Ivato.. . no nahazo tombontsoa tamin'izany.
Pati
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.