Actualités

Kaominina Antananarivo Renivohitra Hiakatra CODIS ny mpitarika sendikaly


  • Talata 21 Jolay 2015

Mafanafana ny toe-draharaha eo anivon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra taorian’ny nahafantaran’ny mpiasa fa hiakatra «Conseil de discipline»

 

 i Dr Tsinjo Rakotomaharo mpitarika ny sendikan’ny mpiasan’ny Kaominina amin’ity anio ity. Tsy fahatongavana niasa in-droa tsy nisy porofo no voalaza fa hiakarany filan-kevitra momba ny fitsipi-pifehezana izao. Manoloana izany dia manambana ny hanao fitokonana ny mpiasa anio, ho fanoherana ny fanohitohinana ny zo sendikaly sy ho firaisankina amin’ity mpitarika sendika ity.

Jean D.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PRRM :
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Fitsarana mbola nolovaina tamin’ny Frantsay

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT