Actualités

Kamiao nahafaty olona Nomen’ny Fitsarana fahafahana vonjimaika ny mpamily


  • Alakamisy 24 Jolay 2014

Niakatra fitsarana omaly alarobia 23 jolay ilay raharaha mikasika lozam-pifamoivoizana mahatsiravina nahafatesana raim-pianakaviana iray teny Ampitatafika ny harivan’ny alakamisy 17 jolay 2014 lasa teo. Kamiao nitondra vato no nahavano

doza tamin’io. Voahosy ary maty tsy tra-drano ilay raim-pianakaviana, izay namela mananontena sy kamboty telo mianadahy. Nomen’ny Fitsarana fahafahana vonjimaika omaly ny mpamilin’ilay kamiao, didy izay nahazendana ny rehetra. Mitaraina ny fianakavian'ny maty ary gaga ihany koa tamin'ity fahafahana vonjimaika nomena ny mpamilin’ilay kamaio ity nefa fahafatesana olona no niseho.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT