Actualités

Jiro tapatapaka Vokatry ny toetr’andro hoy ny JIRAMA


  • Alakamisy 08 Oktobra 2020

Maro ireo faritra miaina fahatapahan-jiro matetika eto an-drenivohitra sy ny manodidina amin’izao.

 

 

Nambaran’ny JIRAMA tamin’izany fa vokatry ny toetr’andro no mahatonga io jiro tapaka io izay hiverina amin’ny laoniny ihany rehefa milamina ny toetr’andro eto amintsika. Ankoatra izay dia nampahafantatra ihany koa izy ireo omaly fa miato aloha ny fifandraisana amin’ny mpanjifa amin’ny alalan’ny antso an-telefaonina laharana maintso 3547. Ho hanarenana taribian-jiro may teny Andohalo no anton’izany. Amin’ny alalan’ny hafatra miafina amin’ny tambajotran-tserasera facebook aloha araka izany no hahafahan’ny mpanjifa mifandray amin’ny JIRAMA.

Pati 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT