Nanao fanambarana iombonana ny farimbontsedikaly eo anivon’ny JIRAMA omaly fa dia hita ny marimaritra iraisana ka foana ny fitokonana
Kasain’izy ireo hatao manomboka amin’ny alatsinainy fa dia hiasa avokoa ny mpiasa.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.