Actualités

Ivahona Betroka Mitanila ny fampiharana lalàna


  • Talata 14 Aprily 2020

Tena mitanila ara-bakiteny ny fampiharana lalàna any Ivahoana Betroka amin'izao fampiharana ny lalàna amin'ny fampiharana ny fijanonana

 

 



an-trano amin'izao famehana ara-pahasalamana noraisina eto amintsika
izao. Ny tsapa mantsy, hoy nyvaovao azo, dia ny toeram-pivavahana ihany no tena sakanan'ny distrika tsy mahazo misokatra fa ny toerana fisotroana zava-mahamamo (Bar sy
Karaoke) dia tena mahafeno trano tanteraka ary tsy voasakantsakana
mihitsy.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT