Actualités

Internet - Webcup 2015 Hatao any Mayotte ny famaranana


  • Alarobia 08 Jolay 2015

Hotanterahina atsy amin’ny nosy Mayotte ny 31 oktobra sy 1 novambra ny dingana famaranana ny Webcup 2015, hifaninanan’ny solontenan’ireo nosy enina aty

 

amin’ny ranomasina indianina dia i Kaomoro, Madagasikara, Maorisy, Seisela, La Réunion ary Mayotte.

Ny Webcup dia fifaninanana mamorona tranonkala Internet ao anatin’ny 24 ora. Andiany fahatelo ity hatao any Mayotte ity. Ny ekipa «Future Team» ahitana an’i Babay Prince, Ralambo Tiana ary Toto Zara Emilie no hisolotena an’i Madagasikara amin’ity.

Nangonin’i Jean D.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PRRM :
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Fitsarana mbola nolovaina tamin’ny Frantsay

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT